Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i AL-MIkDAD Ibn Maadi Karab (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe :

Available in 71 languages
«Tatitra azo avy tamin'i AL-MIkDAD Ibn Maadi Karab (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe : " Raha misy olona mitia ny Rahalahiny, dia aoka izy hilaza aminy mivantana hoe tia azy izy ."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Manazava i Mpaminany (S.A.W) dia momba ny iray amin'ireo antony manamafy orina ny fifandraisan'ny mpino sy mampiparitaka ny fifankatiavana eo amin'izy ireo, dia ny hoe raha misy olona mitia ny rahalahiny dia aoka izy hilaza amin'ny rahalahiny fa tiany izy.

Source
Notantarain'i Abo Daòd, Al-Tirmizì, Al-Nasàì ao amin'ny Al-Kobra, ary Ahmad
Download image

Saved at original quality