Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny tantaram-iainana sy ny tantara

Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ny mpino (R.A) niteny izy :

Available in 56 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ny mpino (R.A) niteny izy : Tian'ny Mpaminany (S.A.W) ny manao zavatra amin'ny havanana, rehefa manao kiraro, rehefa mandrongo volo, rehefa midio, ary tamin’ny raharahany rehetra.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Ny Mpaminany (S.A.W) dia mitia sy mankafy ny manomboka ny zava-drehetra amin'ny ankavanana tamin'ny zavatra rehetra izay mendrika ho men-danja, isan'izany : Atombony amin’ny tongotra havanana rehefa manao ny kirarony, ary manomboka amin’ny havanana amin’ny fanaingoana ny volony sy ny volom-bavany sy ny fipasohana azy ary ny fanosorana menaka, ary eo amin’ny fanaovany Ozo dia sasany mialohan'ny ankaviany ny tànany havanana sy ny tongony havanana.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality