Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ny mpino (R.A) niteny :

Available in 49 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ny mpino (R.A) niteny : Rehefa tonga ny folo andro farany, dia namelona ny alina ny irak'Allah, namoha ny fianakaviany, ary nanamafy sy namehy ny sikiny.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Rehefa niditra ny folo andro farany amin'ny Ramadany dia nandany ny alina manontolo ny Mpaminany (S.A.W) nanao ireo karazana asa fankatoavana isan-karazany, mamoha ny fianakaviany hivavaka, miezaka mafy kokoa amin'ny fanompoam-pivavahana noho ny fanaony teo aloha, manokan-tena amin’izany, ary tsy mikasika ireo vadiny.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality