Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa Al-Ashario (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 48 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa Al-Ashario (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Any amin'ny Paradisa, ny mpino dia hanana lay vita amin'ny perla iray, enim_polo taona ny halavany, ary hivezivezy ao ireo mpino ka tsy hifankahita izy ireo".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nanambara i Mpaminany (S.A.W) momba ny sasany amin'ireo fahasoavana ao amin'ny Paradisa, ary ny mpino ao amin'ny Paradisa dia manana lay lehibe misy lavaka malalaka, vita amin'ny perla poakaty tokana, ny sakany sy ny halavany eny amin'ny lanitra enimpolo maily, ary eo amin'ny lafiny efatra, ny zorony sy ny halavany dia misy vehivavy efatra, izay tsy mifankahita izy ireo, ary hivezivezy ao ny mpino.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality