Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy amin'i Omm A'tiya, ary izy dia nanao velirano tamin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe :

Available in 60 languages
«Tatitra azo avy amin'i Omm A'tiya, ary izy dia nanao velirano tamin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : Tsy noheverinay ho zavatra ny tsiranoka mavo mivoaka aorian'ny fanadiovana.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nilaza ny mpiara-dia amin'ny Mpaminany (S.A.W) antsoina hoe : Omm A'ttiya (R.A) fa ny vehivavy tamin'ny andron'ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy nihevitra ny tsiranoka mavo mivoaka avy amin'ny taovam-pananahana ho fadimbolana - ary ny lokony dia mirona makany amin'ny mainty na mavo - aorian'ny fahadiovana tamin'ny fadimbolana : Ka tsy namela ny Soalat sy ny fifehezana noho izany izy ireo.

Source
رواه أبو داود بهذا اللفظ ورواه البخاري بدون زيادة (بعد الطهر)
Download image

Saved at original quality