Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Aicha renin'ny mpino (R.A) niteny manao hoe :

Available in 50 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Aicha renin'ny mpino (R.A) niteny manao hoe : Ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy namela rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy roa rakaat alohan'ny maraina.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nitatitra i Aisha (R.A) fa ny Mpaminany (S.A.W) dia nanao vavaka an-tsitrapo tsy tapaka tao an-tranony ary tsy namela azy ireo : rakaat efatra misy fiarahabana (SALAM) roa alohan'ny mitataovovonana, ary roa rak'ah alohan'ny vavaka maraina.

Source
Notantarain’i Bokhari
Download image

Saved at original quality