Ny Fikh sy ny fitspiny
Tatitra azo avy tamin'i Omm Habiba (R.A) vadin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny : Nandre ny irak'Allah aho niteny manao hoe :
Available in 51 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Omm Habiba (R.A) vadin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny : Nandre ny irak'Allah aho niteny manao hoe : "Izay manao rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy efatra aorian'izany, dia nataon'i Allah fady aminy ny afobe."»Meaning translation ·
Saved at original quality








