Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A) renin'ny mpino rehetra niteny : niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 47 languages
«Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A) renin'ny mpino rehetra niteny : niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny tànana dia hotapahina amin'ny ampahefatry ny dinar no mihoatra."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ho tapahana ny tanan’ilay mpangalatra raha toa ka mangalatra volamena ampahefatry ny dinar sy mihoatra noho izany, ary mitovy amin’ny vidin’ny volamena 1,06 grama ny sandany.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality