Ny Fikh sy ny fitspiny
Niteny Ibn Omar (RA), niteny ny Irak'Allah (SAW) manao hoe :
Available in 47 languages
«Niteny Ibn Omar (RA), niteny ny Irak'Allah (SAW) manao hoe : “Izay miompy alika, afa-tsy alika mpiambina na mpihaza, dia hesorina amin’ny asany isan’andro ny bolongan'ny asa soa roa.” Hoy i Salim : Ary niteny i Abo Horaïra manao hoe : “Na Alika manampy amin'ny fambolena, ary izy no tompon'ny angadin'omby.»Meaning translation ·
Saved at original quality








