Ny foto-pinoana
Tatitra azo avy tamin'i Omar (R.A) :
Available in 47 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Omar (R.A) : Tonga teo amin’ny Vato Mainty izy ary nanoroka izany ary niteny hoe : Fantatro fa vato ianao, sady tsy manimba no tsy mahasoa, ary raha tsy nahita ny Mpaminany (S.A.W) nanoroka anao aho dia tsy nanoroka anao velively.»Meaning translation ·
Saved at original quality








