Ny Fikh sy ny fitspiny
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny izy :
Available in 60 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny izy : Isaky ny miditra ao amin’ny trano fivoahana ny Mpaminany (S.A.W) dia miteny hoe : “Allahomma innì ao'zho bika minal-khobthi wal-khabàiith - izay midika hoe : Allah ô, mangataka fiarovana aminao aho amin’ireo devoly lahy sy devoly vavy".»Meaning translation ·
Saved at original quality








