Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 54 languages
«Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay nanohana mpanompo vavy roa mandra-pahatongan'ny fahamatorana, dia izaho sy izy amin'ny andro farany toy izao", ary nanondro ny rantsantanany izy.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa izay nahazo zanakavavy na anabavy roa, ka mamelona azy ireo sy mitaiza azy ireo, mitarika azy ireo hanao ny tsara, mampitandrina azy ireo amin’ny ratsy sns ... mandra-pahalehibeny. Dia tonga amin’ny andro farany izy sy i Mpaminany (S.A.W) tahaka izao, ary nakambanany ny fanondrony roa izy.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality