Ny foto-pinoana
Tatitra azo avy tamin'i Jabir bin Abdillah (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
Available in 55 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Jabir bin Abdillah (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Nomena zavatra dimy izay tsy mbola nomena an’iza na iza talohako aho : Mihorohoro amiko ao anelanelan'ny dia mandritra ny iray volana ny fahavaloko, natao ho toeram-pivavahana sy fanadiovana ho ahy ny tany, ka na aiza na aiza ny olona iray amin'ny vahoakako tratry ny oran'ny fivavahana dia aoka hivavaka avy hatrany, ary tsy voarara amiko ny zavatra azo babo, saingy voarara tamin’ny olona talohako izany, ary nomena ny fanelanelanana aho, ary ny Mpaminany rehetra dia nirahina manokana tamin’ny vahoakany, fa izaho kosa dia nirahina ho any amin'ny olombelona rehetra».»Meaning translation ·
Saved at original quality








