Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny fiantsoana sy ny fampatsiahivana

Tatitra azo avy amin'i Abo Mossa AL-AS'ARIO (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe :

Available in 72 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abo Mossa AL-AS'ARIO (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : " Raha marary na mandeha lavitra ny Mpanompo iray, dia ho soratana ho azy ny valisoa mitovy amin'izay nataony fony izy teo an-tanàna sy Izy salama tsara ".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Milaza i Mpaminany (SAW) momba ny fahasoavan'i Allah sy ny famindram-pony, raha nanao asa tsara ny Mpino Islam nandritra ny fahasalamany sy ny nahateo an-toerana Azy, ka lasa nisy sakana tsy nahafahany nanao an'izany, Ohatra sendra narary Izy ka tsy nahavita intsony, na sahirana tamin'ny fanomanan-dia nataony, na koa fahasahiranana hafa, dia ny valisoany dia voasoratra ho Azy ihany amin'ny endrika feno, toy ny fanaony tamin'ny fahasalamany sy ny mahateo an-toerana Azy.

Source
Notantarain’i Bokhari
Download image

Saved at original quality