Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe :

Available in 71 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : "Ny vavaka dimy isan'andro, ny vavaka zoma hatramin'ny zoma manaraka, ary ny ramadany hatramin'ny ramadany manaraka, dia famafana ny eo anelanelan'izy ireo raha miala amin'ny fahotana lehibe."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Mampahafantatra i Mpaminany (S.A.W), fa ny vavaka in-dimy isan'andro sy ny alina izay tsy maintsy atao, ny vavaka zoma isan-kerin'andro, ary ny fifadian-kanina amin'ny volana ramadany isan-taona, dia famafana ny fahotana madinika izay eo anelanelan'izy ireo , raha toa ka miala ireo fahotana lehibe. Raha ny amin’ny fahotana lehibe toy ny fijangajangana sy ny fisotroana toaka, dia tsy voafafa izany raha tsy amin'ny fibebahana.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality