Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) talohan'ny nahafaty azy niteny manao hoe :

Available in 53 languages
«Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) talohan'ny nahafaty azy niteny manao hoe : "Aza manaiky ho faty ny iray aminareo afa-tsy efa nanatsara ny heritreriny amin'I Allah izy".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Namporisika ny mpino silamo ny Mpaminany (S.A.W) mba tsy ho faty raha tsy amin'ny fiheverana tsara amin'I Allah, amin'ny fanomezana laharam-pahamehana ny fanantenana rehefa maty, fa hamindra fo aminy sy hamela ny helony I Allah, satria ilaina ny fatahorana mba manatsara ny asa, ary izany toe-javatra izany dia tsy ny asa, satria ny zavatra takiana dia ny fanjakazakan'ny fanantenana.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality