Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny manao hoe :

Available in 54 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny manao hoe : Nanoro hevitra ahy hanao zavatra telo ilay sakaizako (S.A.W) : ny fifehezany telo andro isam-bolana, ny fanaovana ny swalat Douha roa rakat, ary ny fanaovana ny swalat Witr alohan'ny hatoriako.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Milaza i Abo Horaira (R.A) fa ny sakaizany dia ny Mpaminany (S.A.W) dia nanoro hevitra azy sy nanome azy zavatra telo ireto: Ny voalohany : fifehezana telo andro isam-bolana. Faharoa : Swalat roa raka'ah Doha isan'andro. Fahatelo : Swalat Witr alohan'ny hatoriana; Izany dia ho an'ireo izay matahotra ny tsy hifoha amin'ny faran'ny alina.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality