Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) niteny izy : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :

Available in 54 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) niteny izy : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Rehefa hitanareo izy, dia mifeheza ianareo, ary raha hitanareo izy, dia tapaho ny fifehezana, fa raha manjavozavo aminareo ny andro, dia fenoy ny isa".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nanazava ny famantarana ny fiandohana sy ny fiafaran'ny volana Ramadany ny Mpaminany (S.A.W), ka hoy izy : Raha mahita ny tsinam-bolana Ramadany ianareo dia mifeheza, ary raha misy rahona manelanelana anareo sy izy ka hanarona anareo; dia fenoy telopolo andro ny volana Shaaban, ary rehefa hitanareo ny tsinam-bolana amin’ny volana Shawwal, dia mitsahara amin'ny fifehezana ianareo, ary raha misy rahona eo anelanelanareo sy izy, ka saron'izany ianareo amin'ny fahitana azy, dia fenoy telopolo andro ny volana Ramadany.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality