Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Abi Zarry (R.A) niteny : Niteny tamiko i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 70 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abi Zarry (R.A) niteny : Niteny tamiko i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Aza manao tsinontsinona ny asa soa, na dia amin'ny endrika falifaly aza no rehefa mifanena amin'ny rahalahinao."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Namporisika antsika hanao ny asa soa sy tsy hanao tsinontsinona an'ireo asa i Mpaminany (S.A.W), na dia hita fa kely aza izany asa izany, anisan’izany ny tsiky amin'ny fomba malalaka rehefa mihaona amin’ny Olona, ka tokony hifikitra amin'izany ny mpino silamo; Satria mampionona ny rahalahy silamo izany ary mitondra fifaliana ho azy.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality