Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe:

Available in 48 languages
«Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe: "Allah dia tsy mijery izay misintona ny fitafiany noho ny fanambonian-tena."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nampitandrina ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny famelana ny akanjo na ny fitafy hihaotra eo ambanin'ny kitrokeliny noho ny fireharehana sy ny fiavonavonana, ary izay nanao izany dia mendrika ny fandrahonana mafy izay tsy hijeren'I Allah azy amin'ny andro farany amin’ny fijery feno famindram-po.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality