Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 70 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay maniry ny hanitatra ny fivelomany, ary ny hanitatra ihany koa ny anjaram-pivelomana, dia aoka izy hihazona ny fifandraisany amin'ireo havany. "»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

I Mpaminany (S.A.W) dia mamporisika ny fitazonana fatratra ny fifandraisana amin'ireo havana amin'ny alalan'ny fitsidihana, sy ny fanaovan-tsoa ara-batana sy ara-bola, ary ny ankoatra izany , ary izany no anisany anton'iray azahoana ny anjara masoandrom-pivelomana lehibe sy lasa ho anisany ho ela velona.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality