Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny foto-pinoana

Tatitra azo tamin'i Abdollahi Ibn Masondi (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 54 languages
«Tatitra azo tamin'i Abdollahi Ibn Masondi (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy anisany miaraka amintsika izay mamely takolaka sy mandrovitra paosy ary miantsontso toy ny tamin'ny andron'ny tsy fahalalana”.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nandrara amin'ny ataon'ny olona talohan'ny finoana silamo ny Mpaminany (S.A.W) ka niteny manao hoe : Tsy anisany aminay: Ny voalohany : Iza mamely vatana, indrindra fa ny takolaka, satria izy no maro an'isa amin'izany, raha tsy izany dia tafiditra ao anatin'ny fandrarana ny mamely ny tavany. Ny faharoa : Mandrovitra ny akanjo mba hidiran'ny lohany noho ny tebiteby tafahoatra. Ny fahatelo : Nitalaho tamin’ny fitalahoan’ny olona talohan’ny finoana silamo toy ny fitalahoana loza, fandringanana, fitomaniana, ratra, sy ny hafa.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality