Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Saad Ibn Abi Waquas (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :

Available in 66 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Saad Ibn Abi Waquas (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “i Allah dia mankatia ny mpanompo matahotra azy sy manan-karena ary miafinkafina".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nanazava i Mpaminany (S.A.W) fa Allah ilay Tsitoha dia mankatia ny mpanompony sasantsasany. Anisan’izany ny mpatahotra azy : izay manaraka ny didin’Allah sy miala amin’ny fandrarany. Ary mankatia ny mpanankarena : ilay tsy miantehitra amin'ny olona afa-tsy i Allah ary tsy miherika any amin'ny olon-kafa. Ary mankatia ny miafina : Ny manetry tena, ny manompo ny Tompony, sahirana amin’izay mahasoa azy, ary ny tsy miraharaha izay mahafantatra azy na miresaka momba azy amin’ny fiderana sy hatsarana.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality