Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 66 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny mpino feno sy manam-pinoana indrina dia izay manana toetra tsara, ary ny mendrika indrindra aminareo dia izay mendrika indrindra amin'ny vadiny".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Milaza i Mpaminany (S.A.W) fa ny olona manampinoana feno indrindra dia izay manana toetra tsara indrindra, ary izany dia tazana amin'ny endrika madio, miezaka manao asa tsara, miteny tsara ary mihataka ny ratsy. Ny tsara indrindra amin’ireo mpino dia izay mendrika manoloana ireo vehivavy, toy ny vadiny, ny zanany vavy, ny anabaviny ary ny havany vehivavy. Satria izy ireo no tena mendrika hanehoana ny hatsarampanahy.

Source
Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Ahmad
Download image

Saved at original quality