Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 66 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Hoy Allah : Manomeza, ry zanak’i Adama, dia hanome ho anao koa Aho”.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Mampahafantatra i Mpaminany (S.A.W) fa tompo Allah niteny hoe : Ry zanak'i Adama, mamoaha - amin'ireo fandaniana tsy maintsy ilaina sy ny fandaniana an-tsitrapo ianao - dia hamaly anao Aho ary mbola averiko aminao izay navoakao no sady fenoiko fahasoavana lehibe".

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality