MG
Ny Fikh ny ankohonana
Ny fiantohana
2 hadiths
Ny fanambadiana
5
Ny fiantohana
2
Ny lamba sy ny fitafiana
3
Ny fiarahamonina silamo
4
Lalàna sy fepetra ho an'ny vehivavy
10
Fitsipika momba ny zaza vao teraka
1
2 hadiths
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Hoy Allah : Manomeza, ry zanak’i Adama, dia hanome ho anao koa Aho”.
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Tatitra azo avy tamin'i Abou Massoudi (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Raha namoaka vola fandaniana ho an'ny ankohonany ny lehilahy iray ary manantena valisoa avy amin'i Allah dia voasokajy ho Swadakat izany".
Notantarain’i Bokhari sy Moslim