MG
Ny fanambadiana
Ny fiaraha-miaina eo ampivady roa
1 hadiths
Ny tombotsoan'ny fanambadiana
1
آداب النكاح
1
الصداق
1
Ny fiaraha-miaina eo ampivady roa
1
1 hadiths
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny mpino feno sy manam-pinoana indrina dia izay manana toetra tsara, ary ny mendrika indrindra aminareo dia izay mendrika indrindra amin'ny vadiny".
Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Ahmad