Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (SAW) manao hoe :

Available in 63 languages
«Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (SAW) manao hoe : “Raha mihinana ny anankiray aminareo, dia aoka izy hihinana amin’ny tànany havanana, ary raha misotro izy, dia aoka hisotro amin’ny tànany havanana; saria ny Satana dia mihinana amin’ny tànany havia sy misotro amin’ny tànany havia.”»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Ny Mpaminany (S.A.W) dia mandidy ny mpino silamo mba hihinana sy misotro amin'ny tànany havanana, ary manakana ny fihinana sy fisotroana amin'ny tànany havia; Izany satria ny Satana dia mihinana sy misotro aminy.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality