Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'ny i Ubayd Allah bin Mohsin Al-Ansari (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 47 languages
«Tatitra azo avy tamin'ny i Ubayd Allah bin Mohsin Al-Ansari (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay nifoha maraina aminareo ka salama tsara, tsy manana ahiahy amin’ireo eo ambany fiahiany, ary manan-kohanina amin’ny androny, dia toy ny efa nahazo an'izao tontolo izao”.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nambaran’ny Mpaminany (S.A.W) amintsika fa izay mifoha salama tsara ry mpino silamo sy afaka amin’ny aretina sy ny fahorina, tsy matahotra ny tenany, ny ankohonany, ny taranany ary ny làlany, manana hanina ara-dalàna ho an’ny androny izy; Toy ny hoe natambatra ho azy izao tontolo izao.

Source
Notantarain'i al-Tirmizì sy Ibn Màjah
Download image

Saved at original quality