Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy amin'i Anas (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 66 languages
«Tatitra azo avy amin'i Anas (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ankamorao fa aza akasarotina, ary milazà vaovao mahafaly fa aza mampandositra".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Mandidy ny olona hanamaivana sy hanamora ny raharaha rehetra momba ny finoana sy ny fiainana eto an-tany i Mpaminany (S.A.W), Saingy ao anatin’ny fetran’izay eken’Allah sy ny lalàna. Ary nampirisika azy ireo hitory ny vaovao mahafaly izy Mpaminany (S.A.W), fa tsy hampandositra azy ireo amin’izany.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality