Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny boky masina CORAN sy ny siansa

Tatitra azo avy tamin'i Abdoullahi Ibn Massoudi (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 65 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abdoullahi Ibn Massoudi (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay namaky litera iray ao amin'ny Koroany dia hahazo hasoavana amin'izany, ka ny hasoavana iray ho hampitombona folo avo heny fa Izaho kosa tsy hiteny hoe : {Alif, Lam, Mim} ho litera iray, fa ny {Alif} dia litera ary ny {Lam} dia litera ary ny {Mim} dia litera ihany koa".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Mampahafantatra i Mpaminany (S.A.W) fa ny mpino tsirairay mamaky ny litera ao amin'ny bokin'Allah dia hahazo valisoa, ary hampitombona io valisaoa io hatramin'ny folo avo heny. Avy eo dia nanazava i Mpaminany (S.A.W) amin'ny teniny manao hoe : (Tsy hiteny aho hoe : {Alif, Lam, Mim} litera iray, fa ny {Alif} dia raisina ho litera iray ary ny {Lam} ihany koa dia litera iray ary ny {Mim} dia litera iray : Ka ny litera telo dia hahazoana valisoa telopolo.

Source
Notantarain'i Al-Tirmizì
Download image

Saved at original quality