Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny boky masina CORAN sy ny siansa

Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) niteny :

Available in 65 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) niteny : I Mpaminany (S.A.W) dia mahatsiaro sy midera an'i Allah tamin'ny fotoanany rehetra.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Mampahafantatra i Aicha (R.A) renin'ny mpino rehetra fa i Mpaminany (S.A.W) dia tena mifikitra amin'ny fahatsiarovana sy fiderana an'Allah, ka izy dia midera an'Allah amin'ny fotoana sy ny toerana rehetra.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality