Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny foto-pinoana

Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny :

Available in 49 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny : I Mpaminany (S.A.W) dia nanozona ny lehilahy mitafy fitafin'ny vehivavy sy ny vehivavy mitafy fitafiny.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Ny Mpaminany (S.A.W) dia nangataka ny fandroahana sy ny fanesorana amin'ny famindram-pon'I Allah ny lehilahy rehetra izay maka tahaka ny vehivavy amin'ny fitafy, na eo amin’ny bika aman’endrika, na loko, na fomba, na fomba fitafy, na haingo, na zavatra hafa, Na koa ho an'ny vehivavy maka tahaka ny fitafian'ny lehilahy, izay fahotana lehibe.

Source
رواه النسائي في الكبرى وابن ماجه بمعناه وأحمد
Download image

Saved at original quality