Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny foto-pinoana

Tatitra azo avy amin'i Boraida (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 53 languages
«Tatitra azo avy amin'i Boraida (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Ny Mpaminany (S.A.W) dia nandrara sy nampitandrina ny amin'ny fianianana amin'ny tokoy, ary na iza na iza manao izany dia tsy anisantsika.

Source
Notantarain'i Abo Daòd sy Ahmad
Download image

Saved at original quality