MG
Ny fiarovana sy ny fa,kahalana
Fepetra momba ny fiarovana sy ny fandavana
2 hadiths
Fepetra momba ny fiarovana sy ny fandavana
2
Ny fakana tahaka voarara
1
Ny fifindra-monina sy ny fepetra takina
1
2 hadiths
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny olona dia manaraka ny finoan'ny namany, koa aoka ny tsirairay aminareo hijery izay ho namany."
Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Ahmad
Tatitra azo avy tamin'i Abi Sirmat (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay manao Ratsy, dia i Allah no hamaly sy hanisy ratsy Azy, ary izay mametra-tena ho mafy dia ho mafy Aminy i Tompo Allah."
Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad