MG
Ny fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W)
Fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny fanambadiana sy ny fiaraha-miana amin'ny ankohonany
1 hadiths
Fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny fahadiovana
1
Fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny Swalat
1
Fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny fanambadiana sy ny fiaraha-miana amin'ny ankohonany
1
1 hadiths
Tatitra azo avy amin'i Zaynab Binti Djahsh (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy misy Tompo marina afa-tsy Allah, Loza ho an’ny Arabo noho ny faharatsiana efa manakaiky, nisokatra toy izao androany vala nanidina an’i Goga sy Magoga.” Dia nanondro ny ankihiben-tànany sy ny rantsan-tànany manaraka ny Mpaminany (S.A.W), dia hoy i Zainab binti Djahsh: Ry irak'Allah ô! : Ho rendrika ve isika nefa eo amintsika ireo olona mendrika? Namaly izy hoe : “Eny, rehefa besaka ny faharatsiana.”
Notantarain’i Bokhari sy Moslim