Ny Fikh sy ny fitspiny
Tatitra azo avy amin'i Thouban (R.A) niteny manao hoe :
Available in 65 languages
«Tatitra azo avy amin'i Thouban (R.A) niteny manao hoe : I Mpaminany (S.A.W) rehefa miala amin'ny Swalat izay nataony dia mangataka famelan-keloka in-telo, ary miteny hoe : " Allahoumma antas-salàmo wa minkas-salàmo Tabàrakta yà zhal-Djalàly wal-ikràmo". Niteny i Al-walìd : noteneniko tamin'ny Aozàì' hoe : Ahoana ny fomba fangatahana ny famelan-keloka? Namaly izy hoe : Astaghfirol-loàha Astaghfirol-loàha Astaghfirol-loàha.»Meaning translation ·
Saved at original quality








