Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Imran Ibn Houswain (R.A) niteny : Nanana hemoroida aho, ka nanontany ny Mpaminany (S.A.W) momba ny fanaovana Swalat, ka hoy izy:

Available in 65 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Imran Ibn Houswain (R.A) niteny : Nanana hemoroida aho, ka nanontany ny Mpaminany (S.A.W) momba ny fanaovana Swalat, ka hoy izy: "Manaova Soalat mitsangana ianao, fa raha tsy vitanao izany dia mipetraha, ary raha tena tsy vitanao dia matoria".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nanazava i Mpaminany (S.A.W) fa ny fototra amin'ny fnaovana Soalat dia ny fitsanganana, afa-tsy amin'ny fotoana tsy ahafahana manao izany dia mipetraka, fa rehefa tena tsy mahavita manao dia matoritory.

Source
Notantarain’i Bokhari
Download image

Saved at original quality