Ny foto-pinoana
Tatitra azo avy amin'i Abou Said Al-Khodri (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.W.A) nanao hoe :
Available in 54 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abou Said Al-Khodri (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.W.A) nanao hoe : “Aza manompa ny mpanara_diako, fa raha manao fandanina volamena mitovy amin’ny Ohod ny iray aminareo, dia tsy ho tonga amin’ny ezaka iray nataon'izy ireo, na dia ny antsasany aza.”»Meaning translation ·
Saved at original quality








