MG
Ireo mpanaradia
Finoana ireo mpanaradia (R.A)
1 hadiths
Ny hasin'ireo mpanaradia (R.A)
6
Finoana ireo mpanaradia (R.A)
1
1 hadiths
Tatitra azo avy amin'i Abou Said Al-Khodri (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.W.A) nanao hoe : “Aza manompa ny mpanara_diako, fa raha manao fandanina volamena mitovy amin’ny Ohod ny iray aminareo, dia tsy ho tonga amin’ny ezaka iray nataon'izy ireo, na dia ny antsasany aza.”
Notantarain’i Bokhari sy Moslim