Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Aicha renin'ny mpino (R.A) niteny manao hoe :

Available in 60 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Aicha renin'ny mpino (R.A) niteny manao hoe : Ry irak'Allah ô, hitanay fa ny asa tsara indrindra dia ny ady masina, ka tsy tokony handeha hiady ve izahay? Dia hoy izy namaly : "Tsia, fa ny ady masina tsara indrindra dia : ny Hajj madio."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Ireo mpanaradian'ny Mpaminany (S.A.W) dia nihevitra fa ny ady masina amin'ny làlan'Allah sy ny ady ato amin'ny fahavalo no asa tsara indrindra, Koa nangataka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) i Aisha (R.A) mba hanao ady masina? Dia nanoro làlana azy ireo i Mpaminany (S.A.W) fa ny ady masina tsara indrindra amin'ireo vehivavy dia ny Hajj madio izay mifanaraka amin'ny boky masina sy ny sonna, tsy nisy fahotana sy fireharehana.

Source
Notantarain’i Bokhari
Download image

Saved at original quality