Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'Ibn Oumar (R.A) :

Available in 58 languages
«Tatitra azo avy tamin'Ibn Oumar (R.A) : Nitantara fa ny Mpaminany (S.A.W) dia nandrara ny voady, ary nilaza manao hoe : "Tsy mitondra soa izany, tsy navoaka izany afa-tsy avy amin'ireo mahihitra".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nandrara ny fanaovana voady ny Mpaminany (S.A.W), izany dia ny faneren'ny olona iray ny tenany hanao zavatra izay tsy nandidian’ny lalàna azy, ary nilaza izy : Ny voady dia tsy mitondra n'inona n'inona, ny olona mahihitra ihany no amoahana izany, izay tsy manao afa-tsy ny zavatra tsy maintsy takina aminy ihany, ary ny voady dia tsy mitondra zavatra izay tsy mbola nalahatra ho azy.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality