Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Omar (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 56 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Omar (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay mitafy lamba landy eto an-tany dia tsy hitafy izany any ankoatra."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Manazava ny Mpaminany (S.A.W) fa izay manao lamba landy eto an-tany amin'ireo lehilahy dia tsy hitafy izany any ankoatra raha tsy nibebaka mba ho fanasazina azy.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality