Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 59 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy tokony hisaraka amin’ny mpino vavy ny mpino lahy, fa raha misy tsy tiany ny toetran’ny vehivavy iray, dia mba afapo amin'ny hafa izy.” Na koa hoy izy hoe : “ankoatrany”.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nandrara ny lehilahy tsy hankahala ny vadiny loatra ny Mpaminany (S.A.W) izay mitarika amin’ny tsy rariny sy ny fandaozana ary ny fialana aminy. Ny olona dia tsy afa-miala amin'ny tsy fahalavorariana, ​​ary raha mankahala toetra ratsy iray izy dia mahita toetra tsara hafa ao aminy. Ka afa-po amin’ny tsara mifanaraka aminy izy, ary miaritra amin’ny ratsy izay tsy tiany, izay mahatonga azy hiaritra sy tsy hankahala azy loatra ka hanosika azy hiala aminy.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality