Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :

Available in 64 languages
«Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Tsy misy soalat manoloana ny sakafo efa vonina, na ho n'izay poretin'ny loto roa".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Ny irak'Allah (S.A.W) dia nandrara ny mivavaka eo anatrehan'ny sakafo efa vonona, izay irin'ny fanahin'ilay olona mivavaka sy ifantohan'ny fony. Norarany tahaka izany koa ny mivavaka rehefa tratry ny fahaporetana roa - ny amany sy tay - satria hifantoka amin'ny fanoherana ny fivoahan'ilay loto ny tenany.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality