Ny Fikh sy ny fitspiny
Tatitra avy tamin'i Shorayh bin Hani' niteny hoe :
Available in 53 languages
«Tatitra avy tamin'i Shorayh bin Hani' niteny hoe : Nanontany an'i Aisha (R.A) aho, dia hoy aho : Inona no zavatra nanombohan'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa niditra tao an-tranony izy? Dia namaly izy hoe : Amin'ny siwak (fiborosina nify).»Meaning translation ·
Saved at original quality








