MG
Ny fahadiovana
Ireo zavatra voajanahary
3 hadiths
Fahalalampomba atao rehefa hamoaka maloto
1
Ireo zavatra voajanahary
3
Ny Ouzou
8
Ny fandrona
2
" TAYAMMOM "
1
Fadimbolana sy ny fiterahana ary istihaadah
1
Famafana ny ba kiraro sy ny toy izany
2
3 hadiths
Tatitra azo avy tamin'i Hozaifa (R.A) nilaza izy : Rehefa mifoha amin'ny alina ny Mpaminany (S.A.W), miborosy ny vavany amin'ny siwak.
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (RA) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Ny voajanahary dia zavatra dimy : Ny famorana, ny fanadiovana ny volo miafina, ny fanapahana ny volombava ambony, ny fanalana ny hoho, ary ny fanongotana volokelika.."
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Tatitra avy tamin'i Shorayh bin Hani' niteny hoe : Nanontany an'i Aisha (R.A) aho, dia hoy aho : Inona no zavatra nanombohan'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa niditra tao an-tranony izy? Dia namaly izy hoe : Amin'ny siwak (fiborosina nify).
Notantaraiin'i Moslim