Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 59 languages
«Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Maty antoka, maty antoka, maty antoka", nanontany izy ireo hoe : "Iza izany ry Irak'I Allah?", Namaly izy hoe : "Izay nahatratra ny ray aman-dreniny antitra, na iray na izy roa nefa tsy niditra amin'ny Paradisa".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nangataka fahafaham-baraka sy faty antoka mandram-pametrahany ny orony eny amin'ny tany - naveriny in-telo -ny Mpaminany (S.A.W) dia nanontany ireo mpanara_diany hoe : Iza ny olona nangatahanao ratsy io ry irak'i Allah". Dia namaly ny Mpaminany (S.A.W) hoe : izay nahatratra ny ray aman-dreniny antitra - iray amin'izy ireo na izy roa - ka tsy nahavita nampiditra azy tao amin'ny Paradisa; satria tsy nanao soa sy tsy nanaja azy roa.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality