Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A) niteny izy :

Available in 60 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A) niteny izy : Nandeha teny amin'ny làlan'ny Makka ny Mpaminany (S.A.W) ka nandalo teo amin'ny tendrombohitra iray antsoina hoe : "Jomdan", dia hoy izy hoe : Mandehana ianareo fa io i Jomdan, nialoha làlana ireo mofarridona". nanontany ireo mpanara_diany hoe : iza ireo Mofarridona ry irak'i Allah ? dia namaly izy hoe : "Ireo izay mpahatsiaro an'I Allah im-betsaka lahy na vavy".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nanazava ny Mpaminany (S.A.W) ny toeram-boninahitra misy ireo mpahatsiaro im-betsaka an'i Allah, izy ireo dia nandeha tokana ary nialoha làlana ny hafa amin'ny fahazoana voninahitra ambony ao amin'ny Paradisa, ary nampitoviny izy ireo tamin'ny tendrombohitra Jomdan izay niavaka amin'ny hafa.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality