Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Ibn Amro (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe :

Available in 71 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Ibn Amro (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : "Tsy ilay manolotra fanomezana no atao hoe mpanohy ny fihavanana, fa ny tena mpanohy fihavanana dia ilay miezaka manohy izany raha sendra misy fahatapan'ilay fihavanana".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Manambara izany i Mpaminany (S.A.W) ka manao hoe : Ny olona tonga lafatra amin'ny fifandraisan'ny havan-tiana sy ny fanaovan-tsoa amin'ny havana dia tsy izay mamaly soa amin'ny soa natao azy, Raha ny marina, ny tena lavorary amin’ny fifandraisan’ny mpihavana dia izay, raha tapaka ny fihavanana dia mampifandray izany izy, na dia mampijaly azy aza ireo dia maneho ny hatsaram-panahy amin’izy ireo izy.

Source
Notantarain’i Bokhari
Download image

Saved at original quality